Luke 15:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tezitra izy ka tsy nety niditra; ary nivoaka rainy ka nampandroso azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tezitra izy, ka tsy nety niditra, ary nivoaka irainy hampandroso azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra mafy ny lahimatoa sady tsy nety niditra an-trano. Ka ny rainy mihitsy no lasa tany alatrano hiangavy azy handroso.
Malagasy Bible 1865
Dia tezitra izy ka tsy nety niditra; ary nivoaka rainy ka nampandroso azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tezitra izy ka tsy nety niditra; ary nivoaka rainy ka nampandroso azy.
malagasy
Dia tezitra izy ka tsy nety niditra; ary nivoaka rainy ka nampandroso azy.