Luke 15:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nilaza izao fanoharana izao tamin’izy ireo Izy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanao ity fanoharana ity tamin’izy ireo i Jesoa hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ho azy Farisianina sy mpahay lalàna no nanaovan’i Jesoa ity fanoharana ity:
Malagasy Bible 1865
Fa Izy nanao izao fanoharana izao taminy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nilaza izao fanoharana izao tamin’izy ireo Izy hoe:
malagasy
Fa Izy nanao izao fanoharana izao taminy hoe: