Luke 15:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa raha vao tonga kosa io zanakao io, izay efa nandany ny fanananao tamin’ny vehivavy janga, dia novonoinao ho azy ny zanak’omby nafahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nony tonga kosa io zanakao io, izay avy nandany ny fanananao tamin’ny vehivavy janga, dia namonoanao zanak’omby matavy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nony tonga kosa io zanakao io, izay nahafongana ny fanananao tamin’ny vehivavy mpivarotena, dia amonoanao ny zanak’omby nafahy.»
Malagasy Bible 1865
fa raha vao tonga kosa io zanakao io, izay efa nandany ny fanananao tamin'ny vehivavy janga, dia namono ho azy ny zanak'omby nafahy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa raha vao tonga kosa io zanakao io, izay efa nandany ny fanananao tamin’ny vehivavy janga, dia novonoinao ho azy ny zanak’omby nafahy.
malagasy
fa raha vao tonga kosa io zanakao io, izay efa nandany ny fanananao tamin'ny vehivavy janga, dia namono ho azy ny zanak'omby nafahy ianao.