Luke 15:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy rainy taminy: Anaka, ianao dia eto amiko mandrakariva ary anao avokoa izay rehetra ananako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy irainy taminy: Ianao, anaka, dia eto amiko mandrakariva ka anao avokoa izay rehetra ananako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny rainy taminy: «Ianao anie, anaka, dia eto amiko mandrakariva ary anao avokoa izay rehetra ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy rainy taminy: Anaka, ianao eto amiko mandrakariva, ary anao avokoa izay rehetra ananako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy rainy taminy: Anaka, ianao dia eto amiko mandrakariva ary anao avokoa izay rehetra ananako.
malagasy
Ary hoy rainy taminy: Anaka, ianao eto amiko mandrakariva, ary anao avokoa izay rehetra ananako.Fa mety ny mifaly sy miravoravo; fa ity rahalahinao ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray.