Luke 15:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mety ny mifaly sy miravoravo satria ity rahalahinao ity efa maty fa velona indray, ary efa very fa hita indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mety kosa ny manao fihinanam-be sy fifaliana, satria io rahalahinao io, dia maty ka velona indray, ary very ka hita indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy maintsy atao ny fihinanam-be aman-korana, satria io rahalahinao io: efa maty no velona indray, ary efa very no hita indray.»
Malagasy Bible 1865
Fa mety ny mifaly sy miravoravo; fa ity rahalahinao ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mety ny mifaly sy miravoravo satria ity rahalahinao ity efa maty fa velona indray, ary efa very fa hita indray.
malagasy
Fa mety ny mifaly sy miravoravo; fa ity rahalahinao ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray.