Luke 15:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa no olona aminareo, izay manana ondry zato ka very ny iray no tsy mandao ny sivy amby sivifolo any an-tany efitra ka mandeha hitady ilay very mandra-pahitany azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Iza moa aminareo no manana ondry zato ka very ny anankiray no tsy handao ny sivy amby sivifolo any an’efitra, ka handeha hitady ilay very mandra-pahitany azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Lehilahy iza moa, araka ny hevitrareo, no manana ondry zato nahaverezana anankiray, ka tsy hamela eny an-kijàna ny 99 ary hiezaka hitady ilay tokana very mandra-pahitany azy?
Malagasy Bible 1865
Iza moa no olona aminareo, izay manana ondry zato, ka very ny anankiray, no tsy mandao ny sivy amby sivi-folo any an-efitra ka mandeha hitady ilay very mandra-pahitany azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa no olona aminareo, izay manana ondry zato ka very ny iray no tsy mandao ny sivy amby sivifolo any an-tany efitra ka mandeha hitady ilay very mandra-pahitany azy?
malagasy
Iza moa no olona aminareo, izay manana ondry zato, ka very ny anankiray, no tsy mandao ny sivy amby sivi-folo any an-efitra ka mandeha hitady ilay very mandra-pahitany azy?