Luke 15:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitany iny dia lanjainy eo an-tsorony ka faly izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa hitany dia ataony eo an-tsorony an-kafaliana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa hitany, dia entiny eo an-tsoroka an-kafaliana.
Malagasy Bible 1865
ary rehefa hitany iny, dia ataony eo an-tsorony, ka dia faly izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitany iny dia lanjainy eo an-tsorony ka faly izy;
malagasy
ary rehefa hitany iny, dia ataony eo an-tsorony, ka dia faly izy;