Luke 15:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary rehefa tonga ao an-trano izy dia manasa ny namany sy ny mpiaramonina aminy ka milaza aminy hoe: Avia hiara-mifaly amiko; fa efa hitako ilay ondriko very.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nony tonga any an-tranony izy, dia mamory ny sakaizany sy ny olo-mifanakaiky aminy ary manao amin’ireo hoe: ‹Miaraha mifaly amiko, fa efa hitako ny ondriko very.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa izy mody any an-trano ary vorîny ireo sakaiza sy mpiara-monina ka ilazany hoe: «Miaraha mifaly amiko fa ilay ondriko very dia hitako indray!»
Malagasy Bible 1865
ary rehefa tonga ao an-trano izy, dia mamory ny sakaizany sy ny namany ka manao aminy hoe: Avia hiara-mifaly amiko; fa efa hitako ilay ondriko very.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary rehefa tonga ao an-trano izy dia manasa ny namany sy ny mpiaramonina aminy ka milaza aminy hoe: Avia hiara-mifaly amiko; fa efa hitako ilay ondriko very.
malagasy
ary rehefa tonga ao an-trano izy, dia mamory ny sakaizany sy ny namany ka manao aminy hoe: Avia hiara-mifaly amiko; fa efa hitako ilay ondriko very.