Luke 15:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary iza moa no vehivavy manana drakma folo ka very ny iray no tsy mampirehitra jiro ka mamafa trano sy mitady fatratra mandra-pahitany azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Sa iza no vehivavy manana dragma folo ka very ny anankiray, no tsy hampirehitra jiro sy hifafa trano, ary hitady azy tsara ambara-pahitany azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Sa vehivavy iza moa no manana vola firavaka folo nahaverezana anankiray, ka tsy hampirehitra jiro sy hamafa trano ary hikaroka tsara mandra-pahitany azy?
Malagasy Bible 1865
Ary iza moa no vehivavy manana farantsakely folo, ka very ny anankiray, no tsy mampirehitra jiro ka mifafa trano sy mitady fatratra mandra-pahitany azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary iza moa no vehivavy manana drakma* folo ka very ny iray no tsy mampirehitra jiro ka mamafa trano sy mitady fatratra mandra-pahitany azy?
malagasy
Ary iza moa no vehivavy manana farantsakely folo, ka very ny anankiray, no tsy mampirehitra jiro ka mifafa trano sy mitady fatratra mandra-pahitany azy?[Gr.drakma]