Luke 16:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa Jesosy tamin’ny mpianatra: Nisy olona mpanankarena iray nanana mpitantana ny fananany; izy io dia nampangain’olona taminy ho mandany ny fananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy koa i Jesoa tamin’ny mpianany: «Nisy lehilahy mpanan-karena anankiray nanana mpitandrim-pananana izay nampangain’ny olona taminy fa nandany ny fananany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Jesoa tamin’ny mpianany: –Nisy mpanankarena anankiray nanana mpitandrim-pananana, izay notorîn’ny olona taminy fa mandanilany foana ny fananany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Jesosy tamin'ny mpianatra: Nisy olona manan-karena anankiray nanana mpitandrina ny fananany; ary ilehiny dia nampangain'olona taminy fa mandany ny fananany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa Jesosy tamin’ny mpianatra: Nisy olona mpanankarena iray nanana mpitantana ny fananany; izy io dia nampangain’olona taminy ho mandany ny fananany.
malagasy
Ary hoy koa Jesosy tamin'ny mpianatra: Nisy olona manan-karena anankiray nanana mpitandrina ny fananany; ary ilehiny dia nampangain'olona taminy fa mandany ny fananany.