Luke 16:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha tsy mahatoky amin’ny mamôna tsy marina ianareo, iza no hatoky anareo ny amin’ny tena harena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha tsy mahatoky amin’ny harena tsy marina ianareo, iza no hametraka aminareo ny harena marina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy azo itokiana amin’ny haren’izao tontolo izao ianareo, iza no hametraka aminareo ny tena harena;
Malagasy Bible 1865
Koa raha tsy mahatoky amin'ny mamôna tsy marina ianareo, iza no hatoky anareo ny amin'ny tena harena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha tsy mahatoky amin’ny mamôna tsy marina ianareo, iza no hatoky anareo ny amin’ny tena harena?
malagasy
Koa raha tsy mahatoky amin'ny mamôna tsy marina ianareo, iza no hatoky anareo ny amin'ny tena harena?