Luke 16:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tsy mahatoky amin’izay an’olona ianareo, iza no hanome anareo izay anareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha tsy mahatoky amin’izay tsy anareo ianareo, iza no hanome anareo izay anareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary raha tsy azo itokiana amin’izay tsy anareo ianareo, iza no hanome anareo ny fananana tena anareo?
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy mahatoky amin'izay an'olona ianareo, iza no hanome anareo izay anareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tsy mahatoky amin’izay an’olona ianareo, iza no hanome anareo izay anareo?
malagasy
Ary raha tsy mahatoky amin'izay an'olona ianareo, iza no hanome anareo izay anareo?