Luke 16:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo Fariseo izay fatra-pitia vola, raha nandre izany rehetra izany, dia naneso an’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Farisianina izay fatra-pitia vola dia mba nihaino izany rehetra izany koa, ka dia naneso Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fatra-pitia vola ny Farisianina ka naneso an’i Jesoa nony nandre izany teny rehetra izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fariseo, izay fatra-pitia vola, raha nandre izany rehetra izay, dia naneso an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo Fariseo* izay fatra-pitia vola, raha nandre izany rehetra izany, dia naneso an’i Jesosy.
malagasy
Ary ny Fariseo, izay fatra-pitia vola, raha nandre izany rehetra izay, dia naneso an'i Jesosy.