Luke 16:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy mpanankarena iray niakanjo volomparasy sy lamba rongony fotsy manify sady nanaram-po fatratra isanandro tamin’ny fahafinaretana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nisy mpanan-karena anankiray niakanjo jaky sy rongonim-bazaha madinika, sady nanao fihinanam-be isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy mpanankarena anankiray nanao fitafiana tsara tarehy sady lafo vidy ary nanaram-po tamin’ny hanim-py isan’andro.
Malagasy Bible 1865
Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan'andro tamin'ny fahafinaretana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy mpanankarena iray niakanjo volomparasy sy lamba rongony fotsy manify sady nanaram-po fatratra isanandro tamin’ny fahafinaretana.
malagasy
Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan'andro tamin'ny fahafinaretana.