Luke 16:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampiantso azy izy ka niteny taminy hoe: Inona izao reko momba anao izao? Manaova tatitra ny amin’ny fitantananao ny fananako; fa tsy mahazo mitantana ny fananako intsony ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nantsoiny izy ka nilazany hoe: ‹Ahoana izany fandrenesako anao izany? Avoahy kely hoe ny fitandremanao, fa amin’ny sisa dia tsy hahazo miadidy ny fananako intsony ianao.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampiantsoin’ilay tompony izy ka nanontaniany hoe: «Inona izany henoko momba anao izany? Avoahy hoe ny fitandremanao fa tsy hahazo hitandrina ny fananako intsony ianao!»
Malagasy Bible 1865
Ary nampaka azy izy ka nanao taminy hoe: Ahoana izao fandrenesako anao izao? Mamoaha ny amin'ny fitandremanao ny fananako; fa tsy mahazo mitandrina ny fananako intsony ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampiantso azy izy ka niteny taminy hoe: Inona izao reko momba anao izao? Manaova tatitra ny amin’ny fitantananao ny fananako; fa tsy mahazo mitantana ny fananako intsony ianao.
malagasy
Ary nampaka azy izy ka nanao taminy hoe: Ahoana izao fandrenesako anao izao? Mamoaha ny amin'ny fitandremanao ny fananako; fa tsy mahazo mitandrina ny fananako intsony ianao.