Luke 16:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy mahantra ferena iray antsoina hoe Lazarosy napetraka teo anilan’ny vavahadiny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy kosa mahantra ferena anankiray atao hoe Lazara nivalandòtra teo am-bavahadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy kosa mahantra ferena anankiray atao hoe Lazara nivalandotra teo anoloan’ny vavahadin’ilay mpanankarena.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy olo-malahelo ferena anankiray atao hoe Lazarosy napetraka teo anilan'ny vavahadiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy mahantra ferena iray antsoina hoe Lazarosy napetraka teo anilan’ny vavahadiny;
malagasy
Ary nisy olo-malahelo ferena anankiray atao hoe Lazarosy napetraka teo anilan'ny vavahadiny;