Luke 16:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maty ilay mahantra, dia noentin’ny anjely ho any an-tratran’i Abrahama; ary maty koa ilay mpanankarena, dia nalevina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary maty ilay mahantra ka nentin’ny Anjely tany an-tratran’i Abrahama; dia maty koa ilay mpanan-karena ka nalevina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maty ilay mahantra, ka nentin’ny anjely ho eo anilan’i Abrahama; maty koa ilay mpanankarena, dia nalevina.
Malagasy Bible 1865
Ary maty ilay malahelo, dia nentin'ny anjely ho any an-tratran'i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maty ilay mahantra, dia noentin’ny anjely ho any an-tratran’i Abrahama; ary maty koa ilay mpanankarena, dia nalevina;
malagasy
Ary maty ilay malahelo, dia nentin'ny anjely ho any an-tratran'i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina;