Luke 16:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary raha nijaly tao amin’ny fitoeran’ny maty izy ka niandrandra dia nahita an’i Abrahama teny lavitra eny sy i Lazarosy teo an-tratrany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao amin’ny fitoeran’ny maty, ilay nijaly iny izy, dia niandrandra, ka tazany teny lavitra teny i Abrahama sy i Lazara teo an-tratrany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ilay niferinaina tany amin’ny toeran’ny maty iny ilay mpanankarena, dia niandrandra ka tazany terỳ lavitra terỳ i Abrahama sy i Lazara teo anilany.
Malagasy Bible 1865
ary raha nijaly tao amin'ny fiainan-tsi-hita izy ka niandrandra, dia nahita an'i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary raha nijaly tao amin’ny fitoeran’ny maty* izy ka niandrandra dia nahita an’i Abrahama teny lavitra eny sy i Lazarosy teo an-tratrany.
malagasy
ary raha nijaly tao amin'ny fiainan-tsi-hita izy ka niandrandra, dia nahita an'i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany.[Gr. Hadesy]