Luke 16:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Abrahama: Anaka, tsarovy fa efa nahazo ny zava-tsoanao ianao tamin’ny andro niainanao, ary i Lazarosy kosa dia ny zava-dratsy; fa ankehitriny dia izy no ampiononina atỳ ary ianao kosa no fadiranovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Abrahama taminy: ‹Anaka, tsarovy fa tamin’ny andro niainanao ianao moa nahita soa, ary i Lazara kosa nozoim-pahoriana: koa ankehitriny kosa mba azy ny fanalana alahelo, fa anao ny fijaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Abrahama hoe: «Anaka, tsarovy fa ampoky ny soa ianao fahavelonao, i Lazara kosa niaritra fahoriana; ankehitriny mandray fiononana izy atỳ ankoatra, ary ianao kosa mijaly.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Abrahama: Anaka, tsarovy fa ianao efa nahazo ny zava-tsoanao tamin'ny andro niainanao, ary Lazarosy kosa ny zava-dratsy; fa ankehitriny izy no ampifalinay. ary ianao kosa no fadiranovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Fa hoy Abrahama: Anaka, tsarovy fa ianao efa nahazo ny zava-tsoanao tamin'ny andro niainanao, ary Lazarosy kosa ny zava-dratsy; fa ankehitriny izy no ampifalinay. ary ianao kosa no fadiranovana.