Luke 16:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Mangataka aminao ary aho, ry raiko: Mba iraho i Lazarosy hankany amin’ny tranon’ny raiko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy: ‹Mihanta aminao re aho, ry kiaky, mba iraho kely i Lazara ho any an-tranon-draiko
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay mpanankarena hoe: «Miangavy anao àry aho, ry ikaky, mba iraho i Lazara ho any aminay,
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Mangataka aminao ary aho, ry raiko: mba iraho Lazarosy hankany amin'ny tranon'ny raiko
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Mangataka aminao ary aho, ry raiko: Mba iraho i Lazarosy hankany amin’ny tranon’ny raiko,
malagasy
Dia hoy izy: Mangataka aminao ary aho, ry raiko: mba iraho Lazarosy hankany amin'ny tranon'ny raiko