Luke 16:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa manana rahalahy dimy aho, ka hilaza tsara amin’izy ireo mba tsy ho tonga atỳ amin’ity fijaliana ity koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
(fa manan-drahalahy dimy aho), mba hilaza aminy ny marina, fandrao tonga amin’itony fitoerana fijaliana itony koa izy ireo.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa misy dimy lahy iray tampo amiko any. Aoka i Lazara hananatra azy mafy, mba tsy hahatonga azy koa amin’ity toeram-pijaliana ity!»
Malagasy Bible 1865
(fa manana rahalahy dimy aho), mba hilaza tsara aminy, fandrao mba ho tongay amin'ity fijaliana ity koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa manana rahalahy dimy aho, ka hilaza tsara amin’izy ireo mba tsy ho tonga atỳ amin’ity fijaliana ity koa izy.
malagasy
(fa manana rahalahy dimy aho), mba hilaza tsara aminy, fandrao mba ho tongay amin'ity fijaliana ity koa izy.