Luke 16:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Abrahama taminy: Manana an’i Mosesy sy ny mpaminany izy; aoka hihaino azy ireo izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Abrahama taminy: ‹Manana an’i Môizy sy ny Mpaminany izy ireo, ka aoka hihaino an’ireo izy.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Abrahama hoe: «Manana an’i Mosesy sy ny mpaminany izy, koa aoka ireo no hohenoiny.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Abrahama taminy: Manana an'i Mosesy sy ny mpaminany izy; aoka hihaino ireo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Abrahama taminy: Manana an’i Mosesy sy ny mpaminany izy; aoka hihaino azy ireo izy!
malagasy
Fa hoy Abrahama taminy: Manana an'i Mosesy sy ny mpaminany izy; aoka hihaino ireo izy.