Luke 16:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy kosa izy: Tsia, ry Abrahama, raiko; fa raha misy avy amin’ny maty hankany aminy dia hibebaka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy izy: ‹Tsia re, ry ikaky Abrahama ô! Fa raha anankiray amin’ny maty no mankany aminy, dia hibebaka izy.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay mpanankarena: «Tsy izany re, ry ikaky Abrahama, fa raha misy olona avy atỳ amin’ny maty miverina any aminy, dia hialan’izy dimy mirahalahy ny toe-dratsy!»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa izy: Tsia, ry Abrahama, raiko; fa raha misy miala amin'ny maty hankany aminy, dia hibebaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy kosa izy: Tsia, ry Abrahama, raiko; fa raha misy avy amin’ny maty hankany aminy dia hibebaka izy.
malagasy
Fa hoy kosa izy: Tsia, ry Abrahama, raiko; fa raha misy miala amin'ny maty hankany aminy, dia hibebaka izy.Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an'i Mosesy sy ny mpaminany izy, dia tsy hety hino izy, na dia misy mitsangana amin'ny maty aza.