Luke 16:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an’i Mosesy sy ny mpaminany izy dia tsy hety hino izy na dia misy mitsangana amin’ny maty aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Abrahama taminy: ‹Raha tsy mihaino an’i Môizy sy ny Mpaminany izy, dia tsy hino na dia misy mitsangana avy any amin’ny maty aza.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Abrahama: «Raha i Mosesy sy ny mpaminany tsy henoiny, dia tsy hiaiky izy na misy olona mitsangana velona avy any amin’ny maty aza.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an'i Mosesy sy ny mpaminany izy, dia tsy hety hino izy, na dia misy mitsangana amin'ny maty aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an’i Mosesy sy ny mpaminany izy dia tsy hety hino izy na dia misy mitsangana amin’ny maty aza.
malagasy
Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an'i Mosesy sy ny mpaminany izy, dia tsy hety hino izy, na dia misy mitsangana amin'ny maty aza.