Luke 16:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro izay hataoko, mba hisy handray ahy ho ao an-tranony, rehefa esorina amin’ny fitantanana fananana aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka fa fantatro izay hataoko, mba handraisan’ny olona ahy any an-tranony rehefa esorina amin’ny raharahako aho.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka fa fantatro izay hataoko, mba handraisan’ny olona ahy any an-tranony, rehefa voaroaka amin’ny asako aho.»
Malagasy Bible 1865
Fantatro izay hataoko, mba hisy handray ahy ho ao an-tranony, rehefa voaisotra amin'ny fitandremana ny fananana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro izay hataoko, mba hisy handray ahy ho ao an-tranony, rehefa esorina amin’ny fitantanana fananana aho.
malagasy
Fantatro izay hataoko, mba hisy handray ahy ho ao an-tranony, rehefa voaisotra amin'ny fitandremana ny fananana aho.