Luke 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy: Diloilo injaton’ny bata. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao, ary mipetraha haingana, ka dimampolo no soraty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Diloilo injaton’ny barìka ›, hoy io. Dia hoy ny mpitandrina taminy: ‹Raiso ny taratasinao, ary mipetraha ka soraty haingana dimampolo.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay mpitrosa hoe: «Menaka efatra arivo litatra.» Ary hoy ny mpitandrim-pananana taminy: «Intỳ ny taratasinao, mipetraha faingana ka soraty hoe roa arivo.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy io: Diloilo injaton'ny famarana. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao, ary mipetraha faingana, ka dimam-polo no soraty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy: Diloilo injaton’ny bata*. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao, ary mipetraha haingana, ka dimampolo no soraty.
malagasy
Ary hoy io: Diloilo injaton'ny famarana. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao, ary mipetraha faingana, ka dimam-polo no soraty.