Luke 16:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamin’ny iray koa: Ohatrinona kosa no trosa aminao? Vary injaton’ny kora, hoy izy. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao, ka valopolo no soraty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy indray izy tamin’ny anankiray: ‹Hoatrinona kosa ny trosa aminao?› ‹Vary injaton’ny famarana›, hoy izy. Dia hoy ilay mpitandrina: ‹Raiso ny taratasinao ka soraty valopolo.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy hafa koa nilazany hoe: «Ary ianao, ananan’ny tompoko hoatrinona ianao?» Dia hoy ilay mpitrosa hoe: «Vary zato kitapo.» Ary hoy ny mpitandrim-pananana taminy: «Intỳ ny taratasinao, ka soraty hoe valopolo.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'ny anankiray koa: Hoatrinona kosa no trosa aminao? Ary hoy izy: Vary injaton'ny famarana. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao ka valo-polo no soraty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamin’ny iray koa: Ohatrinona kosa no trosa aminao? Vary injaton’ny kora*, hoy izy. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao, ka valopolo no soraty.
malagasy
Dia hoy izy tamin'ny anankiray koa: Hoatrinona kosa no trosa aminao? Ary hoy izy: Vary injaton'ny famarana. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao ka valo-polo no soraty.[Gr. kora]