Luke 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Aho aminareo: Aoka ny mamôna tsy marina no hoentinareo mahazo namana, mba horaisin’ireo ho any amin’ny fonenana mandrakizay ianareo, rehefa lany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ka hoy Aho aminareo: Aoka ny harena tsy marina no hahazoanareo sakaiza, mba handraisany anareo any amin’ny tranolay mandrakizay raha avy izay haharerahanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy Aho aminareo mpianatro: ampiasao ny haren’izao tontolo izao hananan-kavana handray anareo any amin’ny fonenana mandrakizay, rehefa tonga ilay andro hamoizana ireny harena ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izaho aminareo: Aoka ny mamôna tsy marina ho entinareo mahazo sakaiza, mba horaisin'ireo ho any amin'ny fonenana mandrakizay ianareo, rehefa lany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Aho aminareo: Aoka ny mamôna tsy marina no hoentinareo mahazo namana, mba horaisin’ireo ho any amin’ny fonenana mandrakizay ianareo, rehefa lany izany.
malagasy
Ary hoy Izaho aminareo: Aoka ny mamôna tsy marina ho entinareo mahazo sakaiza, mba horaisin'ireo ho any amin'ny fonenana mandrakizay ianareo, rehefa lany izany.