Luke 17:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana; nefa lozan’izay olona mahatonga izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy indray i Jesoa tamin’ny mpianany: «Tsy maintsy ho avy ny fanafintohinana, fa loza no hanjò an’izay iaviany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy indray i Jesoa tamin’ny mpianany: –Hisy lalandava ny toe-javatra mitarika amin’ny ratsy; nefa mampalahelo izay olona mahatonga izany!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana; nefa lozan'izay olona mahatonga izany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana; nefa lozan’izay olona mahatonga izany!
malagasy
Ary hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana; nefa lozan'izay olona mahatonga izany!