Luke 17:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandeha ho any Jerosalema Jesosy dia nandalo tao anelanelan’i Samaria sy i Galilia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandeha ho any Jerosalema i Jesoa dia nanara-tsisina an’i Samaria sy i Galilea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nizotra ho any Jerosalema i Jesoa, dia namaky faritany miolotra amin’i Samaria sy i Galilea.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niakatra ho any Jerosalema Jesosy, dia nandeha namaky an'i Samaria sy Galilia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandeha ho any Jerosalema Jesosy dia nandalo tao anelanelan’i Samaria sy i Galilia.
malagasy
Ary raha niakatra ho any Jerosalema Jesosy, dia nandeha namaky an'i Samaria sy Galilia.[Na: Teny anelanelan'i]