Luke 17:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso mafy izy ireo hoe: Ry Jesosy Mpampianatra ô, mamindrà fo aminay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso izy ireo ka nanao hoe: «Ry Jesoa Mpampianatra ô! mamindrà fo aminay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady niantsoantso hoe: –Ry Jesoa Mpampianatra ô, mamindrà fo aminay!
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo niantso mafy nanao hoe: Ry Jesosy Tompo ô, mamindrà fo aminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso mafy izy ireo hoe: Ry Jesosy Mpampianatra ô, mamindrà fo aminay!
malagasy
Ary izy ireo niantso mafy nanao hoe: Ry Jesosy Tompo ô, mamindrà fo aminay.