Luke 17:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nahita ireo Izy dia niteny hoe: Mandehana, misehoa amin’ny mpisorona. Rehefa lasa izy ireo dia nadio teny am-pandehanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vantany vao nahita azy ireo Izy dia nanao hoe: «Mandehana, misehoa amin’ny mpisorona,» ka nony nandeha ho any izy ireo dia sitrana teny am-pandehanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita azy ireo i Jesoa ka nanao taminy hoe: –Ndeha miseho amin’ny mpisorona ianareo! Raha mbola teny an-dalana izy folo lahy, dia sitrana.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hitany ireo, dia hoy Izy taminy: Mandehana, misehoa amin'ny mpisorona. Ary rehefa lasa izy ireo, dia nadio teny am-pandehanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nahita ireo Izy dia niteny hoe: Mandehana, misehoa amin’ny mpisorona. Rehefa lasa izy ireo dia nadio teny am-pandehanana.
malagasy
Ary raha hitany ireo, dia hoy Izy taminy: Mandehana, misehoa amin'ny mpisorona. Ary rehefa lasa izy ireo, dia nadio teny am-pandehanana.