Luke 17:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny iray tamin’ireo, raha nahita fa sitrana ny tenany, dia niverina ka nankalaza an’Andriamanitra tamin’ny feo mahery
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny anankiray tamin’ireny, rehefa nahita fa sitrana izy, dia niverina ka nankalaza an’Andriamanitra tamin’ny feo mahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anankiray, raha vao nahita fa sitrana, dia niverina ka niantsoantso nanome voninahitra an’Andriamanitra,
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray tamin'ireo, raha nahita fa sitrana izy, dia niverina ka nankalaza an'Andriamanitra tamin'ny feo mahery
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny iray tamin’ireo, raha nahita fa sitrana ny tenany, dia niverina ka nankalaza an’Andriamanitra tamin’ny feo mahery
malagasy
Ary ny anankiray tamin'ireo, raha nahita fa sitrana izy, dia niverina ka nankalaza an'Andriamanitra tamin'ny feo mahery