Luke 17:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady niankohoka teo amin’ny tongotr’i Jesosy ka nisaotra Azy; izy io dia Samaritana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niankohoka tamin’ny tongotr’i Jesoa izy, dia nisaotra Azy; ary Samaritanina izy io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niankohoka teo an-tongotr’i Jesoa sady nisaotsaotra Azy; ary Samaritanina ralehilahy.
Malagasy Bible 1865
sady niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy ka nisaotra Azy; ary Samaritana iny lehilahy iny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady niankohoka teo amin’ny tongotr’i Jesosy ka nisaotra Azy; izy io dia Samaritana*.
malagasy
sady niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy ka nisaotra Azy; ary Samaritana iny lehilahy iny.