Luke 17:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy nisy hita niverina hanome voninahitra an’Andriamanitra afa-tsy ity olona hafa firenena ity ihany va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vahiny indray ity no hany niverina tamin’izy ireny mba hankalaza an’Andriamanitra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy nahalala niverina nanome voninahitra an’Andriamanitra ve afa-tsy ity olona hafa firenena ity?
Malagasy Bible 1865
Moa tsy nisy hita niverina hanome voninahitra an'Andriamanitra afa-tsy ity olona hafa firenena ity ihany va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy nisy hita niverina hanome voninahitra an’Andriamanitra afa-tsy ity olona hafa firenena ity ihany va?
malagasy
Moa tsy nisy hita niverina hanome voninahitra an'Andriamanitra afa-tsy ity olona hafa firenena ity ihany va?