Luke 17:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Mitsangàna, mandehana; ny finoanao no efa nahavonjy anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy taminy: «Mitsangàna, ary mandehana, fa ny finoanao no nahavonjy anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia hoy i Jesoa taminy: –Mitsangàna ka modia, ny finoanao no nahasitrana anao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Mitsangàna, mandehana; ny finoanao no efa nahavonjy anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Mitsangàna, mandehana; ny finoanao no efa nahavonjy anao.
malagasy