Luke 17:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nanontanian’ireo Fariseo izay andro hiavian’ny fanjakan’Andriamanitra Jesosy dia namaly azy Izy hoe: Tsy misehoseho no fiavin’ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanontanian’ny Farisianina izay andro hiavian’ny fanjakan’Andriamanitra Izy ka namaly hoe: «Tsy mba manetriketrika fiavy ny fanjakan’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo Farisianina indray kosa no nanontany an’i Jesoa hoe: –Rahoviana no ho avy ny Fanjakàn’Andriamanitra? Dia novaliany hoe: –Tsy talaky maso ny fiavian’ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy, nony nanontanian'ny Fariseo izay andro hihavian'ny fanjakan'Andriamanitra, dia namaly azy hoe: Tsy misehoseho no fihavin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nanontanian’ireo Fariseo* izay andro hiavian’ny fanjakan’Andriamanitra Jesosy dia namaly azy Izy hoe: Tsy misehoseho no fiavin’ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Ary Jesosy, nony nanontanian'ny Fariseo izay andro hihavian'ny fanjakan'Andriamanitra, dia namaly azy hoe: Tsy misehoseho no fihavin'ny fanjakan'Andriamanitra.