Luke 17:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona dia tsy hiteny hoe: Indro, etỳ! Na, erỳ! Fa indro ny fanjakan’Andriamanitra dia ao aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy hataon’ny olona hoe: ‹Indro atỳ na arỳ izy›; fa indro ao anatinareo ny fanjakan’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy holazaina hoe: «Intỳ eto izy», na hoe «Irỳ erỳ», satria indro efa eo afovoanareo ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, etỳ! na erỳ! fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona dia tsy hiteny hoe: Indro, etỳ! Na, erỳ! Fa indro ny fanjakan’Andriamanitra dia ao aminareo.
malagasy
Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, etỳ! na erỳ! fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo.[Na: efa eo aminareo]