Luke 17:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Izy tamin’ny mpianatra: Ho avy ny andro hanirianareo hahita ny iray amin’ireo Andron’ny Zanak’Olona nefa tsy hahita ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy koa Izy tamin’ny mpianany: «Ho avy ny andro hanirianareo hahita ny anankiray amin’ny andron’ny Zanak’olona, fa tsy hahita ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Ho avy ny fotoana hanirianareo hahita anankiray amin’ny andro hiavian’ny Zanak’olona, kanefa tsy hahita ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy tamin'ny mpianatra: Ho avy ny andro hanirianareo hahita ny anankiray amin'ny andron'ny Zanak'olona, nefa tsy hahita ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Izy tamin’ny mpianatra: Ho avy ny andro hanirianareo hahita ny iray amin’ireo Andron’ny Zanak’Olona* nefa tsy hahita ianareo.
malagasy
Ary hoy Izy tamin'ny mpianatra: Ho avy ny andro hanirianareo hahita ny anankiray amin'ny andron'ny Zanak'olona, nefa tsy hahita ianareo.