Luke 17:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hilaza aminareo ny olona hoe: Indro, erỳ! Na: Indro, etỳ! Nefa aza mandeha ianareo na manaraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hilazan’ny olona ianareo fa hoe: ‹Indro erỳ; na indro etỳ›; nefa aza mankany ianareo, na manaraka izany akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy hilaza aminareo hoe: «Irỳ erỳ izy!» na hoe «Intỳ eto!», saingy aza mitotototo mankany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona hilaza aminareo hoe: Indro, erỳ! na: Indro, etỳ! nefa aza mandeha ianareo, na manaraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hilaza aminareo ny olona hoe: Indro, erỳ! Na: Indro, etỳ! Nefa aza mandeha ianareo na manaraka azy.
malagasy
Ary ny olona hilaza aminareo hoe: Indro, erỳ! na: Indro, etỳ! nefa aza mandeha ianareo, na manaraka azy.