Luke 17:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka ny tselatra manelatra hatramin’ny faravodilanitra ka mahazava hatramin’ny farany koa dia ho toy izany ny Zanak’Olona amin’ny androny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tahaka ny fanjelatry ny hela-baratra miserana ny faravodilanitra hatramin’ny lafiny iray ka hatrany amin’ny lafiny hafa, dia ho tahaka izany koa no fiavin’ny Zanak’olona amin’ny androny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tahaka ny tselatra manelatra sady mahazava hatramin’ny faravodilanitra iray ka hatreo amin’ny faravodilanitra andaniny, ho toy izany ny Zanak’olona amin’ny androny hiaviany.
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak'olona amin'ny androny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka ny tselatra manelatra hatramin’ny faravodilanitra ka mahazava hatramin’ny farany koa dia ho toy izany ny Zanak’Olona amin’ny androny.
malagasy
Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak'olona amin'ny androny,