Luke 17:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy maintsy mijaly mafy Izy aloha sady holavin’ity taranaka ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy maintsy hijaly mafy aloha Izy, sy holavin’ity taranaka ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Alohan’izany anefa, dia tsy maintsy hijaly mafy Izy ary holavin’ny olona ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy maintsy mijaly mafy Izy aloha ka holavin'ity taranaka ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy maintsy mijaly mafy Izy aloha sady holavin’ity taranaka ity.
malagasy
Fa tsy maintsy mijaly mafy Izy aloha ka holavin'ity taranaka ity.