Luke 17:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny tamin’ny andron’i Noa dia hisy toy izany koa amin’ny andron’ny Zanak’Olona:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary toy ny niseho tamin’ny andron’i Nôe no hiseho koa amin’ny andron’ny Zanak’olona:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izay nitranga tamin’ny andron’i Noà no ho tonga amin’ny andro hiavian’ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Ary tahaka ny tamin'ny andron'i Noa, dia hisy toy izany koa amin'ny andron'ny Zanak'olona:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny tamin’ny andron’i Noa dia hisy toy izany koa amin’ny andron’ny Zanak’Olona:
malagasy
Ary tahaka ny tamin'ny andron'i Noa, dia hisy toy izany koa amin'ny andron'ny Zanak'olona: