Luke 17:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny tamin’ny andron’i Lota koa: Nihinana ny olona, nisotro, nividy, nivarotra, namboly, nanangana trano;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary koa tahaka ny tamin’ny andron’i Lôta: nihinana sy nisotro ny olona, nividy sy nivarotra, ary namboly sy nanao trano;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izay nitranga tamin’ny andron’i Lôta ihany koa. Nihinana sy nisotro ny olona tamin’izay, nividy sy nivarotra, ary namboly sy nanorin-trano;
Malagasy Bible 1865
Ary tahaka ny tamin'ny andron'i Lota koa: nihinana izy, nisotro izy, nivarotra izy, namboly izy, nanao trano izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny tamin’ny andron’i Lota koa: Nihinana ny olona, nisotro, nividy, nivarotra, namboly, nanangana trano;
malagasy
Ary tahaka ny tamin'ny andron'i Lota koa: nihinana izy, nisotro izy, nivarotra izy, namboly izy, nanao trano izy;