Luke 17:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tamin’ny andro izay nialan’i Lota avy tao Sodoma dia nisy afo sy solifara nilatsaka avy tany an-danitra ka nandringana azy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tamin’ny andro nivoahan’i Lôta tao Sôdôma kosa, nisy afo sy solifara avy any an-danitra nilatsaka nandringana azy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa tamin’ny andro nialan’i Lôta tao Sôdôma, dia nilatsaka toa oram-baratra avy any an-danitra ny afo aman-tsolifara ka nandevona azy rehetra.
Malagasy Bible 1865
fa tamin'ny andro izay nivoahan'i Lota avy tao Sodoma, dia nisy afo sy solifara nilatsaka avy tany an-danitra ka nandringana azy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tamin’ny andro izay nialan’i Lota avy tao Sodoma dia nisy afo sy solifara nilatsaka avy tany an-danitra ka nandringana azy rehetra.
malagasy
fa tamin'ny andro izay nivoahan'i Lota avy tao Sodoma, dia nisy afo sy solifara nilatsaka avy tany an-danitra ka nandringana azy rehetra.