Luke 17:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitandrema ianareo; fa raha manota ny rahalahinao dia teneno mafy izy, koa raha mibebaka izy dia mamelà ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mitandrema ianareo.» «Raha diso aminao ny rahalahinao, anaro izy, ka raha mivalo izy, dia mamelà azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mitandrema tena ianareo! Raha diso ny rahalahinao, dia anaro; ka raha mivalo izy, dia avelao.
Malagasy Bible 1865
Mitandrema ianareo; fa raha manota ny rahalahinao, dia teneno mafy izy, ka raha mibebaka izy, dia mamelà ny helony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitandrema ianareo; fa raha manota ny rahalahinao dia teneno mafy izy, koa raha mibebaka izy dia mamelà ny helony.
malagasy
Mitandrema ianareo; fa raha manota ny rahalahinao, dia teneno mafy izy, ka raha mibebaka izy, dia mamelà ny helony.