Luke 17:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho tahaka izany koa amin’ny andro hampisehoana ny Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho tahaka izany koa amin’ny andro hisehoan’ny Zanak’olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no ho tonga amin’ny andro hisehoan’ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Dia ho tahaka izany koa amin'ny andro hisehoan'ny Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho tahaka izany koa amin’ny andro hampisehoana ny Zanak’Olona.
malagasy
Dia ho tahaka izany koa amin'ny andro hisehoan'ny Zanak'olona.