Luke 17:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany, izay eo an-tampon-trano ka ao an-trano ny entany, dia aoka tsy hidina haka izany; ary toy izany koa izay any an-tsaha, aoka tsy hiverina amin’izay efa nilaozany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Amin’izany andro izany, izay any ambony tafon-trano aoka tsy hiditra haka ny zavany ao an-tranony; toy izany koa, izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka izay nilaozany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, izay eny an-tampon-trano, aoka tsy hidina hamory ny entany ao an-trano; ary toy izany koa izay any an-tsaha, aoka tsy hiverina any an-trano.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany izay eo an-tampon-trano, ary ny entany ao an-trano, dia aoka tsy hidina haka izany; ary toy izany koa izay any an-tsaha, aoka tsy hiverina amin'izay efa nilaozany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany, izay eo an-tampon-trano ka ao an-trano ny entany, dia aoka tsy hidina haka izany; ary toy izany koa izay any an-tsaha, aoka tsy hiverina amin’izay efa nilaozany.
malagasy
Amin'izany andro izany izay eo an-tampon-trano, ary ny entany ao an-trano, dia aoka tsy hidina haka izany; ary toy izany koa izay any an-tsaha, aoka tsy hiverina amin'izay efa nilaozany izy.