Luke 17:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na zovy na zovy mitady hiaro ny ainy dia hahavery azy ary na zovy na zovy no hahavery ny ainy dia hahatana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay hitady hamonjy ny ainy, dia hahavery azy, fa izay hahafoy azy no hamonjy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mitady hitsitsy ny ainy no hahavery azy; fa izay manao vy very ny ainy no hahatahiry azy.
Malagasy Bible 1865
Na zovy na zovy mitady hamonjy ny ainy dia hahavery azy; ary na zovy na zovy no hahavery ny ainy dia hahazo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na zovy na zovy mitady hiaro ny ainy dia hahavery azy ary na zovy na zovy no hahavery ny ainy dia hahatana izany.
malagasy
Na zovy na zovy mitady hamonjy ny ainy dia hahavery azy; ary na zovy na zovy no hahavery ny ainy dia hahazo izany.