Luke 17:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo fa amin’izany alina izany dia hisy roa lahy miray fandriana; ny iray dia horaisina ary ny iray dia havela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko aminareo fa amin’izany alina izany, amin’ny olona roa lahy miray fandriana, ny iray horaisina ary ny iray havela;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko aminareo fa amin’izany alina izany, dia hisy roa lahy miara-misakafo: ka ny iray halaina, ny iray havela;
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo fa amin'izany alina izany hisy roa lahy miray fandriana; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo fa amin’izany alina izany dia hisy roa lahy miray fandriana; ny iray dia horaisina ary ny iray dia havela.
malagasy
Lazaiko aminareo fa amin'izany alina izany hisy roa lahy miray fandriana; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.